|
|
|
|

Teny iditra1 tsy hita poka
Singan-teny  2tsy, 3hita, 4poka
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6very tanteraka, tsy hita mihitsy izay toerana misy azy. [1.1]
Ohatra  7 Fa nankaiza ary izy no vao avy nisakafo dia tsy hita poka? [2.499]
Tovy hevitra  8tsy hita popoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11